Entry 1/4 mamoy (mamo)
Part of speech imperative of active verb mamoina [full list]

Entry 2/4 mamoy (foy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] mihataka, miala [1.78]
 Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Explanations in English To forsake, to desert. [1.2]
 To give up
To lose by death [1.7]
Explanations in French Renoncer [1.3, 1.8]
 Abandonner, céder à, donner [1.3]
 Perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Examples 
1Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245]
2Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588]
Morphology 
Present : mamoy
Past : namoy
Future : hamoy
Imperative : mamoizo
Compound words 
Proverbs 

Entry 3/4 mamoy (foy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Explanations in English To suppurate [1.2]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mamoy
Past : namoy
Future : hamoy
Imperative : mamoiza

Entry 4/4 mamoy (foy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Updated on 2023/08/26