|
|
|
|

Entry 1  fahafoizana
Root  2 foy
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina [2.48#568]
7  Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996]
Combinations  8  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahafoizana

Updated on 2026/04/19