Entry | ferinaina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fijaliana mafy [1.1] | |
[ ferin' aina ] Fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [1.1] | ||
Explanations in English | [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [1.2] | |
Explanations in French | [ ferin' aina ] Souffrance, affliction [1.3, 1.5] | |
Vocabulary | Emotions | |
Derivatives |
| |
Other spellings | ferin' aina ~ ferin-aina | |
Updated on 2023/06/21 |