|
|
|
|

Entry (1/3)1  aina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
8  Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
9  Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
Explanations in English  10  life [1.2, 1.7]
11  animal life, strength. [1.2]
12  breath [1.7]
Explanations in French  13  Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
14  Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
15  Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
16  Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
17  vie; souffle [1.8]
Examples  18  Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470]
Morphology 
19  Simple :
Compound words 
Proverbs  49  Proverbs containing the word aina

Entry (2/3)50  a~ina
Part of speech  51  circumfix

Entry (3/3)52  AINA
Part of speech  53  noun (acronym)
Vocabulary  54  Organizations
Explanations in French  55  Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
Tables and plates  56  Acronyms
57  Acronyms

Anagrams  58  aina, a~ina, iana, i~ana, aina, a~ina, iana, i~ana

Updated on 2023/05/19