|
|
|
|

Entry1  fangalampiery
Root  2  ala, ery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Vocabulary  5  Game
Other spellings  6  fangalam-piery
Synonyms  7  alam-piery, fanalampiery

Updated on 2020/07/31