Entry alam-piery
Elementary words ala ; fiery
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fanalam-piery ~ fangalampiery

Updated on 2023/12/12