|
|
|
|

Entry (1/3)1  fampitaha
Root  2  taha
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Game
Explanations in Malagasy  5  Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [1.1]
Explanations in English  6  A children's game. [1.2]
Explanations in French  7  Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [1.3]
Examples  8  Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
9  Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]

Entry (2/3)10  fampitaha
Root  11  taha
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  façon de faire soigner [Vezo] [1.68]

Entry (3/3)14  Fampitaha
Part of speech  15  name (newspaper)
Vocabulary  16  Publishers, newspapers

Anagrams  17  fampahita, Fampitaha, fampitaha, fampahita, Fampitaha, fampitaha

Updated on 2022/11/16