Entry | diamanga | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] daka [1.78] | ||||||
Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1] | |||||||
Explanations in English | A game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2] | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] Coup de pied. [1.19] | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Game | ||||||
Analogs | ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala | ||||||
Updated on 2023/06/05 |