Entry |
faingana
|
Part of speech | adjective or adverb
|
Explanations in Malagasy | Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1]
|
Explanations in English | Quick [1.2, 1.7]
|
| Quickly, promptly Speedy, in haste. See haingana
[1.2]
|
| Prompt [1.7]
|
Explanations in French | Prompt, qui passe vite [1.3, 1.8]
|
| Avec promptitude, promptement, vite Qui va vite [1.3]
|
Examples |
1 | Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia.
[2.332]
|
2 | Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy.
[2.649]
|
|
Morphology |
Simple : |
faingana,
faingam-,
faingan- |
Imperative : |
faingàna |
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry |
faingàna
(faingana)
|
Part of speech | imperative of passive verb faingana
|
Explanations in Malagasy | (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1]
|
|