Entry (1/2) | 1 manafaingana (faingana) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [1.1] |
Explanations in English |
4 to hasten [1.2, 1.7] 5 to hurry, to make to be quick. [1.2] 6 to hurry along [1.7] |
Explanations in French |
7 hâter, accélérer [1.3#139, 1.8] 8 faire hâter, presser, faire aller vite [1.3#139] |
Examples |
9 Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly. [2.649#] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manafaingana |
Entry (2/2) | 15 manafaingàna (faingana) |
Part of speech | 16 imperative of active verb manafaingana |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 manafaingana, manafaingàna, manafaingana, manafaingàna |
Updated on 2023/01/20 |