Entry | enjika | ||||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | ||||||||||||||||||
Explanations in French | Fuite, poursuite, persécution [1.3] | ||||||||||||||||||
Examples | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] | ||||||||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |