Explanations in Malagasy |
4 Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana
5 Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako
6 Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody
7 Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy
8 Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko
9 Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1]
|