Entry | mienjika (enjika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |