|
|
|
|

Entry 1  mifanenjika
Root  2 enjika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  [1.3]
Examples  7  dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. [2.314#25]
8  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#214]

Anagrams  mifanenjika, 9 mifaninjake

Updated on 2026/04/20