|
|
|
|

Entry (1/2) 1  efitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  25 Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
26 Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) [1.1]
Explanations in English  27 a partition ; a border or boundary [1.7]
Explanations in French  28 Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
29 Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) [1.3]
30 cloison, séparation [1.8]
Synonyms  31 efitse
Combinations  32  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word efitra
Proverbs  33  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 34  efitra
Part of speech  35  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  37 [Antemoro] faritra [1.78]
38 Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. [1.1]
39 tany karankaina tsy misy mponina [1.13]
Explanations in English  40 a desert, a wasteland [1.7]
Explanations in French  41 désert [1.3, 1.8, 1.13]
42 pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar [1.3]
43 terre inhabitée [1.8]
Combinations  44  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word efitra

Anagrams  efitra, 45 ferita, 46 fietra

Updated on 2026/04/22