|
|
|
|

Entry 1  efitrefitra
Root  2 efitra
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in French  8 [duplicatif fréquentatif] [1.3#120]
9 cloisonnement [1.13]
Examples  10  Lazan'Ilaidama ny nisoka-panahy tsy nisy efitrefitra, araka ilay teniny kanto hoe: «Tahaka iry masoandro ambony iry aho: iray ihany, fa mahenina izao anivon'ny riaka izao ny saiko! [2.298#]
11  Ity tranomaizina ity dia misy efitrefitra tahaka ireny cellules ireny mihitsy ary sakafo voafetra no aterin' ireo jiolahy hohanin' ireo mijaly ao ka raha tsy efa taolana sisa mitrakitraky eny amin' ny tenabeny tsy avoakany hovonoina na halefany hody. [2.895#]

Updated on 2026/04/19