Entry | 1 manefitra |
Root | 2 efitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy efitrefitra: Nihevitra ny hanefitra ny tranony izy fa efa lehibe, hono, ny ankizy [1.1] |
Explanations in English |
5 to divide off, to partition [1.7] |
Explanations in French |
6 Cloisonner, mettre des séparations, des compartiments [1.3] 7 mettre des cloisons, des séparations [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fanemitra, manefitra, mañifatre, mifanetra |
Updated on 2023/01/20 |