|
|
|
|

Entry boty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalana tery [1.1]

Entry boty
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]

Entry bôty
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mahantra, ory, botry [1.78]

Entry boty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
  [Sihanaka] Kamboty [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Orphelin
Veau pour sacrifice [1.19]
Derivatives 
Synonyms bôty

Entry boty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Votsy [1.78]

Updated on 2020/07/31