|
|
|
|

Entry (1/2)1  kamboty
Root  2  boty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
5  Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1]
Explanations in English  6  an orphan [1.7]
Explanations in French  7  orphelin [1.8]
Examples  8  Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
9  Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470]
Vocabulary  10  Relationships: family
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Synonyms  15  asorotanitsisatry
Analogs  16  somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso
Compound words 

Entry (2/2)24  kamboty
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]
Vocabulary  27  Botany

Anagrams  28  kamboty, kimbato

Updated on 2023/05/21