Entry (1/4) | 1 antso |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Famoahana feo na fanononana teny hampanatona na hampiavy olona ho tonga eo amin' ny tena; famoriana olona hanatrika na ho tonga; fanirahana hitaona olona ho avy [1.1] |
Explanations in English |
9 a call, a summons [1.2, 1.7] 10 an invocation [1.2] |
Explanations in French |
11 appel, convocation [1.3#57, 1.8] 12 publication, proclamation, invocation [1.3#57] |
Examples |
13 hoy ny antso avo afitsony. [2.503] 14 Heno ny antso, ny baiko mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472] 15 Miseho ao koa ny antso nataon-dravehivavy sy ny valin-tenin' ila. [1.38] |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Entry (2/4) | 20 antso |
Elementary words | 21 antso |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Botany |
Explanations in French |
24 (de antso : action d'invoquer une puissance occulte ; cette plante toxique était employée dans les cérémonies d'exorcismes). Euphorbia antso Denis (Euphorbiaceae). Toxique dans toutes ses parties. Latex très irritant, caustique. [Sakalava]
[1.196] |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 26 antso |
Vocabulary |
27 Botany: scientific species |
Local names of plants |
|
Entry (4/4) | 29 Antso |
Elementary words | 30 antso |
Part of speech | 31 name (poem title) |
Vocabulary |
32 Literature: poems |
Author |
33 Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon) |
Tables and plates |
34 Full list |
Text |
35 Sendra mba nitopy, ity masoko nijery hendratra ny foko, nahatsiaro ho irery fa toa any aminao, lay fanalahidy notadiaviko hatrin’ny ela…tsy tadidy Fa taiza ianao… notadiaviko efa ela tao anatin’ny tsy fantatro sy ny sisa mba tavela fa nandalovanao ny masoko, ny foko tao anaty velombelombolo aok’izany, tondrak’orana tsy maty Angamba tsy ho kisendra ito lala-mifanojo fa ny lahatra mihintsy no vintana voatondro anjaran-tsika ny ampitso, hihainana anio koa raiso ‘zany foko, ny antsony valio |
Entry (5/4) | 36 Antso |
Elementary words | 37 antso |
Part of speech | 38 name (book title) |
Vocabulary |
39 Literature: books |
Author |
40 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
41 Ny Nosy vaovao, 1961. Pages: 53 |
Anagrams | 42 Antso, antso, ontsa, Antso, antso, ontsa |
Updated on 2023/07/19 |