|
|
|
|

Entry 1  miantso
Root  2 antso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely
9 Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina
10 Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny
11 Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera?
12 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey
13 Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo
14 Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta
15 Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1]
Explanations in English  16 to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2]
17 to call; to summon; to call out [1.7]
Explanations in French  18 appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8]
19 appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3]
Synonyms  20 manaika, manatsimaso, manesiesy, manofa, mihatsy, mikahankahana, mikohokoho, mikohona, mikoka
Combinations  21  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miantso
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  miantso, 23 mitsano, 24 santimo, 25 somanty

Updated on 2026/04/22