|
|
|
|

Entry 1  antsoina
Root  2 antso
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly
9 Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary
10 Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy
11 Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina
12 Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola [1.1]
Explanations in English  [1.2]
13 to be called [1.7]
Explanations in French  14 qu'on appelle [1.8]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 aantsony, 17 ananotsy, 18 Antanosy, 19 antsiona, antsoina, 20 asintona, 21 santiona

Updated on 2026/04/21