Entry angamerana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy. [1.10]
 Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [1.1]
Explanations in English  [Provincial] [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules [1.2]
Examples Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany [2.69]

Entry angamerana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [1.196]
Scientific name Brachylaena merana
Vocabulary 
Synonyms merana

Updated on 2020/07/31