Entry (1/2) | 1 ambany atsimo |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 [2.445#83] avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! 4 [1.1] Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana 5 [2.356#87] Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. 6 [2.643#24] Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. 7 [2.324] Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo 8 [1.10] [Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo |
Elementary words | 9 ambany, atsimo |
Analogs | 10 ambanyavaratra, ambanyatsinanana, ambanyandrefana |
Entry (2/2) | 11 Ambany Atsimo |
Part of speech | 12 name (toponym) [Full list] |
Examples |
13 [4.14] Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany ambany atsimo |
Anagrams | 14 Ambany Atsimo, ambany atsimo |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |