|
|
|
|

Entry (1/2)1  atsimo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adverbs :
Vocabulary  7  Space
Explanations in Malagasy  8  Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
Explanations in English  9  the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
10  the south [1.7]
Explanations in French  11  sud [1.3#66, 1.8]
Examples  12  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Morphology 
13  Simple :
Synonyms  14  ambalaka
Other spellings  15  atimo
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word atsimo

Entry (2/2)23  atsimo
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  Kely haja, mahantra [1.1]

Anagrams  26  atsimo, maitso, misota

Updated on 2023/08/11