|
|
|
|

Entry alina
unkLabel:: 
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Explanations in English Ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
 Ten thousand [1.7]
Explanations in French Dix mille [1.8]
International symbols  10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Examples sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Vocabulary 
Derivatives 
Elementary words 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000>`
unkLabel:: 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
Literary works  ^3.1.ww=<110000
Madagascar Catalog 
Tables and plates The Numbers
Quotes 
Proverbs 
Biblical quotes 
Article 

Entry alina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
Haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Explanations in English Night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
 Night [1.7]
Explanations in French Nuit [1.8]
Examples 
1aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
2Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Analogs  ankaly ~ lahaly
Article 

Entry alina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Explanations in French Qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]

Entry alina
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] Provincial for adina [1.2]

Updated on 2023/07/19