|
|
|
|

Entry1  alin-tsara
Root  2  alina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Tambahoaka] [1.1]

Anagrams  5  alin-tsara, salanitra

Updated on 2020/07/31