Entry | alim-pahana | |
Elementary words | alina ; fahana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy Fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana Fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1] | |
Updated on 2023/05/20 |