Entry misasakalina
Elementary words misasaka ; alina
Part of speech noun
Explanations in French  mamatonalina [2.415]
Examples 
1Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay. [2.4]
2Izao ihany no nalehako misasakalina atý: [2.499]
3Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra. [1.38]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16