Entry (1/4) | 1 faly |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy [1.1] |
Explanations in English |
4 Pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [1.2] 5 Happy, joyous [1.7] |
Explanations in French |
6 Joyeux, content [1.3, 1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 Faly, ravo, mirana, mariaka, sariaka, somariaka, mintsimintsy, feno haravoana, dibo-kafaliana, sija, finaritra, diavolana ny fo, diavolana ny kibo, andihizam-papelika ny fo, afa-po, foladrairay |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word faly |
Entry (2/4) | 18 faly |
Part of speech | 19 adjective |
Vocabulary |
20 Botany |
Explanations in English |
21 For fady [1.2] |
Explanations in French |
22 équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [1.196] |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 25 faly |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in English |
27 For tifitra [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 30 Faly |
Part of speech | 31 name (book title) |
Vocabulary |
32 Literature: books |
Author |
33 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrams | 34 faly, lafy |
Updated on 2023/07/13 |