Entry (1/2) | 1 finaritra (faritra) |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 tsara, salama tsy marofy [Bezanozano]
[1.78] 7 Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo 8 Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia 9 Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha 10 Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1] |
Explanations in English |
11 happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. 12 used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2] 13 well, happy [1.7] |
Explanations in French |
14 salut betsimisaraka, la réponse est la même. [Tankarana]
[1.19] 15 bien portant; heureux [1.8, 1.5] 16 joyeux [1.5] |
Examples |
17 Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38] 18 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra? [2.131] 19 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word finaritra |
Entry (2/2) | 24 finaritra (faritra) |
Part of speech | 25 passive verb |
Explanations in French |
26 circonscrit, limité [1.3#155] |
Morphology |
|
Synonyms | 30 voafaritra |
Anagrams | 31 faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana |
Updated on 2023/02/21 |