Entry | 1 somariaka |
Root | 2 sariaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Faly, ravo, mirana: Somariaka erỳ ry Bozy fa tonga rainy [1.1] |
Examples |
5 somariaka sy velon-kehy ery izy ireo mahita an' ilay biby mitolefika ho azy tsy mahazaka azy miaraka. [2.470#] |
Anagrams | 6 ro masiaka, somariaka |
Updated on 2023/03/02 |