Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : samoina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [2.558 #332, 2.653 #271] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [2.653 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #450] Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.165] Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #1308] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||