|
|
|
|

Entry (1/3)1  tahaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
9  dika mitovy [1.13]
Explanations in English  10  like, similar to [1.2#599, 1.7]
11  as [1.2#599]
Explanations in French  12  semblable, pareil [1.8]
13  copie [1.13]
Examples  14  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
15  Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
16  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Morphology 
17  Simple :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word tahaka

Entry (2/3)23  taka
Part of speech  24  preposition
Compound words 
Tables and plates  26  All the prepositions

Entry (3/3)27  ta-haka
Elementary words  28  ta, maka
Part of speech  29  locution

Anagrams  30  hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka, hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka, hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka

Updated on 2023/09/17