|
|
|
|

Entry 1  afatotra
Root  2 fatotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io
9 Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1]
Explanations in English  10 to be bound [1.2, 1.7]
11 to be fettered [1.2]
Explanations in French  12 qu'on lie [1.3, 1.8]
13 qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3]
14 qu'on noue [1.8]
Examples  15  Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#]
16  Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#]
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21