Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mpanambady | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mpitovo mananatra mpanambady : hendry, ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana. [1.1] Mpitovo mananatra ny manana, handry ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana : hendry, ka tsy manana ho an-tena. [2.653 #1991] Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka handry tsy manan- Mpitovo mananatra ny mpanana : mahay ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Célibataire qui admoneste un homme marié : il est sage, mais pas pour lui-même ! [2.415 #6515]
Un jeune homme non marié donnant des conseils à un homme marié: il a de la sagesse (pour les autres), mais n' a pas de femme lui-même. [2.165] Un jeune homme (ou: un célibataire) qui donne des conseils à celui qui est marié: il s' y connaît sans être marié lui-même! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Satrin’ ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena; ary satrin’ ny mpanambady ho ao an-tanàna no Satrin' ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena, ary satrin' ny mpanambady ho ao an-tanàna no mandrafozana. [2.558 #3863, 2.415] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le boiteux ne demande pas mieux que le marché soit dans le village ; le jeune marié ne demande pas mieux que de pouvoir visiter ses beaux-parents dans le village. [2.415 #5877] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On disait ce proverbe à ceux qui répètent sans cesse : combien j' aurais désiré... etc. [2.415 #5877] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||