|
|
|
|

Entry 1  rafozana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1]
Explanations in English  12 a parent or parent in law [1.7]
Explanations in French  13 beaux-parents [1.54]
14 beau-parent [1.8]
Examples  15  —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293#39]
Vocabulary  16  Relationships: family
Combinations  17  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rafozana
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  rafozana, 19 razanafo

Updated on 2026/04/21