Entry (1/2) | 1 mandringa |
Root | 2 ringa |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Health 5 Zoology: veterinary art |
Explanations in Malagasy |
6 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly 7 (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1] |
Explanations in English |
8 to limp [1.7] |
Explanations in French |
9 boiter, clocher [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 14 Mikotringa, mitoletsika, mitolitsika, mihantsika, mitolantsika, milepaka, mikolepaka, mikirimbana, tolaka ila, tsapika |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mandringa |
Article |
16 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Entry (2/2) | 17 mandringà |
Root | 18 ringa |
Part of speech | 19 imperative of active verb mandringa |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Tables and plates |
22 All the active imperatives |
Anagrams | 23 mandringa, mandringà, mandringa, mandringà |
Updated on 2023/01/20 |