Index |
|
|
|
Proverbs : mihidy
|
|
|
Proverb 1 | Aza manao tokin-tsabakaka : raha antoandro manidy trano, fa raha alina vao mandehandeha. [2.653 #519]
Aza manao tokin-tsaobakaka : raha antoandro manidy trano, fa raha alina mandehandeha. [2.558 #592]
Aza manao tokin-tsaobakaka : raha antoandro manidy trano, fa raha alina vao mandehandeha. [2.415 #6217]
Manao tokin-tsahobakaka : antoandro mihidy aman-trano, alina mandehandeha. [2.558 #2016]
|
French translation | N' ayez pas la confiance du crapaud : le jour il se barricade chez lui, et la nuit il va se promener. [2.415 #6217]
|
French interpretation | C' est le contraire qu'il faut faire. [2.415 #6217]
|
|
|
Index |
|
|