Entry | 1 mihidy |
Root | 2 hidy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady 5 Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1] |
Explanations in English |
6 to be locked [1.7] |
Explanations in French |
7 être fermé à clé, être fermé [1.8] |
Examples |
8 Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471] 9 Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihidy |
Anagrams | 16 midihy, mihidy |
Updated on 2024/05/27 |