Entry (1/2) | 1 siaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Halozana, faharatsiam-panahy 4 Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1] |
Explanations in English |
5 fierceness, violence [1.7] |
Explanations in French |
6 méchanceté [1.3#602, 1.8] 7 violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie 8 goût piquant de certaines herbes 9 causticité, violence de language [1.3#602] 10 Goût piquant de certaines plantes [1.196] |
Vocabulary |
11 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 20 siaka |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina 23 Feo entina miantso. [1.1] |
Explanations in English |
24 whistling [1.7] |
Explanations in French |
25 action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3#603] 26 sifflement [1.8] |
Examples |
27 Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39] 28 Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99] |
Vocabulary |
29 Sound |
Derivatives |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word siaka |
Anagrams | 36 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Updated on 2021/11/01 |