|
|
|
|

Entry1  siahina
Root  2  siaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana
5  Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  saihina, siahina

Updated on 2023/01/20