Entry fisiahana (siaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23