Entry fankasiahana (siaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana izay hahatonga hasiaka: Tandremo ny fankasiahana an' io alika io fa manaikitra io [Rajemisa 1985]

2009/02/23