Entry miray hina
Elementary words miray ; hina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana
Mitovy hevitra: iray donak' afo ~ iray erik' andro ~ iray fileovana ~ iray kondokondo ~ iray petsapetsa ~ iray tafasiry ~ iray vezovezo ~ izay iray vatsy iray aina ~ mifanakona ~ mifanampy ~ mifanao valin-tanana ~ mifanohana ~ mifanohantohan-tsy ho lavo ~ mifarimbona ~ mikambana ~ misalahy ~ mitambatra ~ mivondrona [1.1]
Explanations in English To be of one accord [1.7]
Explanations in French être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Examples 
1Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
2ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
3Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]

Updated on 2023/09/10