Entry mivondrona (vondrona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [1.1]
Explanations in French Se réunir, s'agglomérer, se grouper [1.3]
Examples 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [2.472]
Morphology 
Present : mivondrona
Past : nivondrona
Future : hivondrona
Imperative : mivondròna

Entry mivondròna (vondrona)
Part of speech imperative of active verb mivondrona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2020/07/31