Entry mifanakona (takona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
Explanations in English Used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2]
Examples Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445]
Morphology 
Present : mifanakona
Past : nifanakona
Future : hifanakona
Imperative : mifanana

Entry mifanakòna (takona)
Part of speech imperative of active verb mifanakona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/06/03