Entry mikambana (kambana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
¶ Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
¶ Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
¶ Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [Rajemisa 1985]
English definition to be united; to come together [Hallanger 1973]
French definition s'unir [Hallanger 1974]
Morphology 
mikambana
nikambana
hikambana
mikambàna

Entry mikambana (kambana)
Part of speech adjective
French definition jumelé [SLP 1986]

Entry mikambàna (kambana)
Part of speech imperative of active verb mikambana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2012/08/12