|
|
|
|

Entry (1/5)1  babaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1]
Explanations in French  4  Effusion, écoulement abondant [1.3]
Examples  5  Ary omeo rano am-babaka. [2.69]
Derivatives 
6  Active verbs :
Compound words 

Entry (2/5)8  babaka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1]

Entry (3/5)11  babaka
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  akora [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in French  14  parure [Tankarana] [1.19]
Compound words 

Entry (4/5)16  babaka
Part of speech  17  noun
Explanations in English  18  For bebaka [Provincial] [1.2]

Entry (5/5)19  babaka
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in English  22  the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Sakalava] [1.2]
Explanations in French  23  courge [Tankarana] [1.19]
24  (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  25  Botany: vegetable
Compound words 
Scientific name 

Updated on 2023/05/19