Entry tavo
Part of speech noun
Malagasy definition Fofon-jabora manta: Maimbo tavo ny volon' io vehivavy io [Rajemisa 1985]

Entry tavo
Part of speech noun
Malagasy definition menaka avy amin'ny fihary taova manamando ny dromatsy sy ny hoditra [SLP 1986]
French definition sébum [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry tavo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] voatavo [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2012/09/12